Le Parc Anjaha et ses lemur Catta

Le Parc Anjaha et ses lemur Catta

Ring-tailedl emeur
Couple de Lemur Catta

Sady mialavoly ianao no mandray anjara amin’ny fiarovana ny tontolo iainana

Mba fantatrao ve fa…

Tany amboalohany dia nisy maky teo ho eo amin’ny 100 eo tato amin’ity parc ity ary tao anatin’ny 20 taona niarovana azy ity dia nitombo ho 400 eo izy ireo. Izany no tanteraka dia noho ny hamaron’ireo mpitsidika azy ity. Tsy resahana ny fihatsaran’ny fiveloman’ireo mponina maro manodidina ety. Ankoatr’izay dia misy karazam-borona 56 koa ato, biby mikisaka amin’ny tany maherin’ny 10 karazana ary meherin’ny 70 karazana ireo zava-maniry hita ao izay maro amin’izy ireo no tsy fahita raha tsy eto amintsika ary azo ampiasaina hanasitranana aretina maro.

Hatraiza no fiatraikany raha mazoto koa isika mitsidika toerana tahaka itony? 

Raiso ny findainao ary mametraha hafatra fa mety mbola misy  toerana hahafahanao mandeha mitsidika any!